Momba anay
Ny vina
Mandrava ny sakan'ny fiteny sy ny tsy fahazoana ny TWR360 mba hahafahan'ny mpampiasa hanao fakana, hiditra en ligne sy hamaky vokatra Kristianina isan'andro amin'ny fiarahany amin'i Kristy.
Ny iraka
Miompana amin'ny mpampiasa WEB sy finday android ny TWR360 amin'ny fanitarany ny asa fanompoana amin'ny fampiasana ny media ho fanohanana ny asan'ny Fiangonana amin'ny fanatanterahana ny Iraka lehiben'i Kristy.
- Mahatonga n'iza n'iza na aiza na amin'ny fotoana inona hahazo mora amin'ny alalan'ny solosaina na android ireo fandaharana nomerika avy amin'ny tontolo Kristianina miparitaka amin'ny fiteniny.
- Hanome mpiserasera kristianina marina hampiely ireto fitaovana ireto manaraka ireo asa fanompoana hafa lehibe sy kely.
- Miasa amin'ny maha sehatra ivo izay anomezan'ny TWR360 ny katalogin'ny fandaharana mifandrindra amin'ny radio famoaham-peo izay malalaka amin'ny fotoana sy ny faneren'ny toerana.
Momba ny TWR
Speaking fluently in 200+ languages and dialects, TWR exists to reach the world for Jesus Christ. Our global media outreach engages millions in more than 160 countries with biblical truth. For more than 70 years, God has enabled TWR to help lead people from doubt to decision to discipleship.
Amin'ny fiarahana amin'ny mpiara-miasa eran'ny tany, fiangonana eo an-toerana sy mpanao fanompoana hafa, dia afaka manome fampianarana sahaza sy mifanaraka amin'ny fanaovana mpianatra sy mpiasa manolotena hizara ny fanantenana ho an'ny tsirairay sy ny fiaraha-monina maneran'ny tany ny TWR. Na izany amin'ny fampiasana radio mandeha amin'ny onjam-peo fohy na FM, en ligne na mitsidika ka mahita mivantana ireo mpihaino, mametraka dian-tongotra maharitra ara-panahy ny TWR.